_ _ _ _____ ___ __ __ _(_) | _(_)___ / ( _ ) / /_ ___ ___ _ __ ___ \ \ /\ / / | |/ / | |_ \ / _ \| '_ \ / __/ _ \| '_ ` _ \ \ V V /| | <| |___) | (_) | (_) | (_| (_) | | | | | | \_/\_/ |_|_|\_\_|____/ \___/ \___(_)___\___/|_| |_| |_|
Ny firenena dia isan' ny endriky ny fikambanana ara-pôlitika sy ara-dalànan' ny fiarahamonina, izany hoe fikambanan' ny olom-pirenena. Manana tany ny firenena, ao anatin' io tany io no misy ny fifehezany sy ny fahafahany. Ambony sy masi-mandidy amin' ny mponina ao aminy, ohatra, izy.